Volana Jona 2015 : fanateram-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana


SLK

Hotanterahina mandritra ny volana Jona 2015 ny fanateram-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana (SLK). Ireto avy ireo hetsika hokarakaraina amin’izany :

> Alahady 7, 14, 21 ary 28 Jona : vokatra isan-karazany izay amidy eo amin’ny tokontanim-piangonana
> Alahady 21 Jona : maraina : Gâteau « Spécial Fête des Pères » izay amidy 7.000 Ar
hariva : antsam-panahy izay handraisan’ireo SLK avy any amin’ny fitandremana maro anjara
> Alakamisy 25 Jona: maraina : fivarotana hena kisoa hiatrehana ny Fetin’ny Fahaleovan-tena
takariva : Brochette Party : famalifaliana ny mpianakavin’ny finoana amin’ny alàlan’ny varotra lasopy, tsakitsaky isan-karazany, masikita, sns.
> Alahady 28 Jona : Sakafom-piraisana ao amin’ny Akany Sekoly Sedera, izay anasàna ny tsirairay ho fanohanana ny Sampana Lehilahy Kristiana amin’ireo adidy marobe izay sahaniny

Auteur de l’article : hrakotomalala