Vaomieran’ny fiainam-panahy

Mpikambana

  • Rtoa RASOANAIVO Bakoly
  • Rtoa RAHANTAVOLOLONA Désirée
  • Atoa ZONA Armand
  • Rtoa LIVA Harintsoa Violette
  • Rtoa RASOAVOLOLONA Tiana

Asany

Manolokolo ny fiainam-panahin’ny fiangonana, sampana sy rafitra rehetra
Mandrindra ny asan’ny mpitoriteny sy katekista
Manao fampianarana any amin’ny sampana sy fikambanana
Manao fitaizam-panahy ny mpiasan’ny fiangonana
Manao dinidinika sy mandray fepetra amin’ireo raharaha sarotra (fitaizana, etika…)

Auteur de l’article : AnjGab