Volana Jona 2015 : fanateram-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana

Hotanterahina mandritra ny volana Jona 2015 ny fanateram-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana (SLK). Ireto avy ireo hetsika hokarakaraina amin’izany : > Alahady 7, 14, 21 ary 28 Jona : vokatra isan-karazany izay amidy eo amin’ny tokontanim-piangonana > Alahady 21 Jona : maraina : Gâteau “Spécial Fête des Pères” izay amidy 7.000 Ar hariva : antsam-panahy […]

Volana Aprily 2015 : iray volan’ny STK

Mandritra ity volana Aprily 2015 ity, dia ireto avy ireo hetsika karakarain’ny Sampana Tanora Kristiana : Alahady 5, 12, 19 ary 26 vokatra amin’ny alàlan’ny sakafo isan-karazany eo amin’ny tokontanim-piangonana Alahady 19 fanaterana ny valopim-bokatra antsam-panahy lehibe hamoahana ny raki-kira (CD Audio) mirakitra ny sangan’asan’ny Tsanta Vaovao, izay hiarahan’ny mpikambana ankehitriny, ny Maintimolaly ary ireo […]