12 Aprily 2015 : fanavaozana ny Biraon’ny Sampana Tanora Kristiana

Notanterahina ny Alahady 12 Aprily 2015 ny fanavaozana ny Birao sy ny fanendrena ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Sampana Tanora Kristiana, izay hiasa mandritra ny taom-piasana 2015 – 2019. Ireto avy ireo mpikambana ao amin’ny Birao : > Filoha RALAIARITSIMO Maherson > Filoha mpanampy RAHELIARISOA Holimalala Daniella HERINAIVO Tsilavintsoa > Mpitan-tsoratry ny PV RAMARSON Landry RALAITSIROFO […]

Volana Aprily 2015 : iray volan’ny STK

Mandritra ity volana Aprily 2015 ity, dia ireto avy ireo hetsika karakarain’ny Sampana Tanora Kristiana : Alahady 5, 12, 19 ary 26 vokatra amin’ny alàlan’ny sakafo isan-karazany eo amin’ny tokontanim-piangonana Alahady 19 fanaterana ny valopim-bokatra antsam-panahy lehibe hamoahana ny raki-kira (CD Audio) mirakitra ny sangan’asan’ny Tsanta Vaovao, izay hiarahan’ny mpikambana ankehitriny, ny Maintimolaly ary ireo […]