Aogositra 2015 : iray volan’ny Sampana Vokovoko Manga

Mandritra ity Aogositra 2015 ity, dia maro ireo hetsika hanamarihan’ny Sampana Vokovoko Manga ny iray volan’izy ireo : > Isak’Alahady . vokatra isan-karazany eo an-tokontanim-piangonana . fizarana takelaka fanentanana ho amin’ny ady amin’ny zava-mahamamo sy ny zava-mahadomelina > Alahady 9 toriteny an-kira manentanentana, toy ny fanao isan-taona > Alahady 16 ivon’ny Fankalazana ny faha-15 taona. […]

Volana Jona 2015 : fanateram-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana

Hotanterahina mandritra ny volana Jona 2015 ny fanateram-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana (SLK). Ireto avy ireo hetsika hokarakaraina amin’izany : > Alahady 7, 14, 21 ary 28 Jona : vokatra isan-karazany izay amidy eo amin’ny tokontanim-piangonana > Alahady 21 Jona : maraina : Gâteau « Spécial Fête des Pères » izay amidy 7.000 Ar hariva : antsam-panahy […]

10 May 2015 : fanendrena tompon’andraikitra sy solontenan’ny Sampana Vondrona Fototra Laika

Notanterahina ny Alahady 19 Aprily 2015 ny fanavaozana ny Birao sy ny fanendrena ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Sampana Vondrona Fototra Laika, izay hiasa mandritra ny taom-piasana 2015 – 2019. Ireto avy ireo mpikambana ao amin’ny Birao : > Filoha RANDRIAMANAMPISOA Filipo > Filoha mpanampy RAJAONARIVO Saholy RANDRIAHARIJAONA Ony > Mpitan-tsoratry ny PV HARIMANANA Jeanne Clara […]

12 Aprily 2015 : fanavaozana ny Biraon’ny Sampana Tanora Kristiana

Notanterahina ny Alahady 12 Aprily 2015 ny fanavaozana ny Birao sy ny fanendrena ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Sampana Tanora Kristiana, izay hiasa mandritra ny taom-piasana 2015 – 2019. Ireto avy ireo mpikambana ao amin’ny Birao : > Filoha RALAIARITSIMO Maherson > Filoha mpanampy RAHELIARISOA Holimalala Daniella HERINAIVO Tsilavintsoa > Mpitan-tsoratry ny PV RAMARSON Landry RALAITSIROFO […]