Fandaharana Herinandro Masina – Martsa – Aprily 2015

  FANDAHARANA HERINANDRO MASINA(29 Martsa – 3 Aprily 2015) > Alahady 29 Martsa 2015 (6 ora sy sasany hariva) Sampana Dorkasy – V.F.L. « Manome fiainana ny mino ny Tompo ka mamoaka azy ho amin’ny fitahiana mahatretrika » Mpitarika : RANDRIAMANAMPISOA Filipo Mpitoriteny : RASOLOARIJAO Perle > Alatsinainy 30 Martsa 2015 (6 ora sy sasany […]