Aogositra 2015 : iray volan’ny Sampana Vokovoko Manga

Mandritra ity Aogositra 2015 ity, dia maro ireo hetsika hanamarihan’ny Sampana Vokovoko Manga ny iray volan’izy ireo : > Isak’Alahady . vokatra isan-karazany eo an-tokontanim-piangonana . fizarana takelaka fanentanana ho amin’ny ady amin’ny zava-mahamamo sy ny zava-mahadomelina > Alahady 9 toriteny an-kira manentanentana, toy ny fanao isan-taona > Alahady 16 ivon’ny Fankalazana ny faha-15 taona. […]

22 Febroary 2015 : fanavaozana ny Biraon’ny Sampana Vokovoko Manga

Notanterahina ny Alahady 22 Febroary 2015 ny fanavaozana ny Birao sy ny fanendrena ireo tompon’andraikitra ao amin’ny Sampana Vokovoko Manga, izay hiasa mandritra ny taom-piasana 2015 – 2018. Ireto avy ireo mpikambana ao amin’ny Birao : > Filoha RAMANAMAHEFA Naivo > Filoha mpanampy RASOLOARIJAO Mparany RANDRIANJATOVO Jean Bruno > Mpitan-tsoratry ny PV RANAIVOARISOA Voary Henintsoa […]

Sampana Vokovoko Manga : fanokafana ny fankalazana ny faha-15 taona

Tamin’ny taona 2000 no nitsangana ny Sampana Vokovoko Manga eto amin’ny FJKM Amboniloha. Noho izany dia ankalazaina amin’ity taona 2015 ity ny tsingerin-taona faha-15 taona. Nosokafana ny Alahady 11 Janoary 2015 ny Taom-pankalazana. Ny Alahady fahatelo amin’ny volana Aogositra 2015 no ivony ary amin’ny Alahady faran’ny volana Desambra 2015 no famaranana. Ireto àry sary vitsivitsy […]