Volana Jona 2015 : fanateram-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana

Hotanterahina mandritra ny volana Jona 2015 ny fanateram-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana (SLK). Ireto avy ireo hetsika hokarakaraina amin’izany : > Alahady 7, 14, 21 ary 28 Jona : vokatra isan-karazany izay amidy eo amin’ny tokontanim-piangonana > Alahady 21 Jona : maraina : Gâteau « Spécial Fête des Pères » izay amidy 7.000 Ar hariva : antsam-panahy […]

Fifidianana Diakona 2015 : ireo lehilahy voafidy

Noho ny fitahian’ny Tompo dia tanteraka soa aman-tsara ny fifidianana Diakona ny Alahady 17 May 2015 teo. Marihina fa handray andraikitra mandritra ny taom-piasana 2015 – 2019 ireo Diakona voafidy ireo. Ireto avy ireo lehilahy lany Diakona : Laharana Anarana Sary 7 LIVA Ephraim 65 RAHARINAIVO Falimanana 60 RASETRIARIVONY Mamy Nirina 14 ANDRIATSIMBAZAFY Stephan Patrick […]