Jobily faha-150 taona : fandaharam-potoana

FANDAHARAM-POTOANAN’NY IVO Tranga miseho indray mandeha eo amin’ny fiainan’ny mpino izany fankalazana ny faha-150 taona izany. Noho izany dia nanomana Boky Fahatsiarovana ny Komity mba ahafahan’ny mpino manana fitadidy mirakitra ny Tantaran’ny Fiangonana, ny Mpitandrina nifandimby, ny tonon-kira Faneva, ireo fandaharam-potoana mandritry ny ivo ary hafatra vitsivitsy. Amidy amin’ny vidiny 1.000 Ariary monja izy io, […]