Aogositra 2015 : iray volan’ny Sampana Vokovoko Manga

Mandritra ity Aogositra 2015 ity, dia maro ireo hetsika hanamarihan’ny Sampana Vokovoko Manga ny iray volan’izy ireo : > Isak’Alahady . vokatra isan-karazany eo an-tokontanim-piangonana . fizarana takelaka fanentanana ho amin’ny ady amin’ny zava-mahamamo sy ny zava-mahadomelina > Alahady 9 toriteny an-kira manentanentana, toy ny fanao isan-taona > Alahady 16 ivon’ny Fankalazana ny faha-15 taona. […]

Sampana Vokovoko Manga : fanokafana ny fankalazana ny faha-15 taona

Tamin’ny taona 2000 no nitsangana ny Sampana Vokovoko Manga eto amin’ny FJKM Amboniloha. Noho izany dia ankalazaina amin’ity taona 2015 ity ny tsingerin-taona faha-15 taona. Nosokafana ny Alahady 11 Janoary 2015 ny Taom-pankalazana. Ny Alahady fahatelo amin’ny volana Aogositra 2015 no ivony ary amin’ny Alahady faran’ny volana Desambra 2015 no famaranana. Ireto àry sary vitsivitsy […]