Sampana Vokovoko Manga : fanokafana ny fankalazana ny faha-15 taona


SVM_LOGO

Tamin’ny taona 2000 no nitsangana ny Sampana Vokovoko Manga eto amin’ny FJKM Amboniloha. Noho izany dia ankalazaina amin’ity taona 2015 ity ny tsingerin-taona faha-15 taona.

Nosokafana ny Alahady 11 Janoary 2015 ny Taom-pankalazana. Ny Alahady fahatelo amin’ny volana Aogositra 2015 no ivony ary amin’ny Alahady faran’ny volana Desambra 2015 no famaranana.

Ireto àry sary vitsivitsy ho fahatsiarovana izany fotoan-dehibe fanokafana izany :

Auteur de l’article : hrakotomalala