Sampana Sekoly Alahady : Fandaharan’asa Janoary 2015

Mandritra ity volana Janoary 2015 ity, izay iray volana natokana ho fanateram-bokatry ny Sampana Sekoly Alahady, dia ireto avy ireo asa hosahaniny :

> Alahady 4, 11, 25 Janoary : vokatra isan-karazany, anentanana ny mpino rehetra mba handray anjara

> Alahady 18 Janoary : opération « Koba », tena matsiro be, ka tsy hisy ny tapakila saingy kosa afaka manao « commande », ankoatry ny fandraisana anjaran’ny tsirairay

Farany, irina indrindra ny fitondrana am-bavaka ny Sampana Sekoly Alahady sy ireo asa miandry azy ireo, satria dia tsy mora mihitsy ny mitondra ny zaza sy ankizy maro, izay tsy iza fa ny madiniky ny Tompo ihany.

Auteur de l’article : hrakotomalala