Komitin’ny site web

Mpikambana

Ireto avy ireo komitin’ny site web eto amin’ny FJKM Amboniloha

  • Rtoa RAKOUTH Bakoly
  • Rtoa Rabemiafara S.Nirinasoa
  • Atoa ANDRIAMAMPIANINA Haja Ny Toky
  • Atoa LIVA Ephraïm
  • Atoa RABESON Hery Andriatoky

Tanjona sy antompisiany

Ny hanagana, hamolavola ary handrindra ny fampiasana ny site web FJKM Amboniloha.

Mitarika ihany izahay, fa kosa mila tanana avy any aminao.

Teti-kasa amin’ity taona ity

  • Hanabe voho ny fikirakirana ny site web FJKM Amboniloha.
  • Hanokatra ny fifandraisana amin’ireo réseau sociaux malaza (Facebook, Tweeter, Google+)
  • Hifandray bebe kokoa aminao

Fifandraisana

fjkm.amboniloha@gmail.com

 

 

 

 

Post Author: AnjGab