Fikambana Groupement Feminin (GF)

Fikambanam-behivavy liampivoarana na Groupement Feminin

Sehatra ifanakalozan’ny vehivavy amin’ny lafiny rehetra : fanabeazana, asa tanana, sakafo…

Birao

Filoha Rtoa RANDRIAMIHANTA Valérie
Mpitantsoratra Rtoa RASOANAIVO Bakoly 033 12 088 42
Mpitantsoratry ny vola Rtoa RASOAMANANORO Mariette 032 90 205 78
Mpitahiry vola Rtoa RAHARINAIVO Herimalala 034 15 172 53

Post Author: AnjGab