Feno 100 taona ny sampana Dorkasy

Amin’ity taona 2013 ity no ankalazaina eto anivon’ny Fitandremana Amboniloha ny fankalazana ny faha 100 taona niorenan’ny sampana dorkasy. Samapana anisan’ny zokiny indrindra eto anivon’ny fitandremana Fjkm Amboniloha.

Araho ny horonan-tsary

Auteur de l’article : AnjGab