Fihofanan’ny biraon’ny sampana rehetra teto amin’ny efatrano

« Vontosy filazantsara ny nosy Madagasikara », io no baikompitolomana nomen’ny filohan’ny FJKM, ny pasitora Irako Ammi Andriamahazosoa.Ho fiomanana amin’ny izany, niara nanome fiofanana ho an’ny biraon’ny sampana rehetra ny mpitandrina efatra mirahalahy avy ao Amboniloha Jerosalema-ko, Ivandry Firaisana, Soavimasoandro Fihavaozana ary Ambohijatovo Fitiavana.Izany dia tontosa tao amin’ny FJKM Soavimasoandro Fihavaozana, ny alahady 29 janoary tolakandro.Ny Pasitora […]

Birao vaovaon’ny FJKM

Vita anio 24 aogositra 2016 tamin’ny 5ora sy 30 maraina teo tany Antsirabe ny fanavaozana ireo tompon’andraikitrin’ny FJKM hiasa mandrita ny 4 taona ho avy (2016-2019). Miarahaba ny mpino FJKM rehetra nahazo Filoha vaovao, filoha faha-5 mitantana sy mitarika ny FJKM. Miarahaba ny Mpitandrina Ammi Irako Andriamahazosoa notendren’ny Tompo ho amin’izany andraikitra lehibe izany. Toa […]