Tetiandro : Iray volan’ny STK Fjkm Amboniloha Jerosalemako

Feno dia feno ny fandaharan’asan’ireo zanatsika ao amin’ny STK amin’ity volana natokan’ny fitandremana ho azy ireo ity. Hita ao daholo na ny rindra-kira iarahana amin’ireo sampana namana, na ny fandraisan’anjaran’ireo mpihira tena efa matihanina. Tsy adino ihany koa, ny fitaizana amin’ireo famelabelaran-kevitra atao amin’ny faran’ny volana. Ianao sisa andrasana, ho anao no namoronana ireto : […]

Aogositra 2015 : iray volan’ny Sampana Vokovoko Manga

Mandritra ity Aogositra 2015 ity, dia maro ireo hetsika hanamarihan’ny Sampana Vokovoko Manga ny iray volan’izy ireo : > Isak’Alahady . vokatra isan-karazany eo an-tokontanim-piangonana . fizarana takelaka fanentanana ho amin’ny ady amin’ny zava-mahamamo sy ny zava-mahadomelina > Alahady 9 toriteny an-kira manentanentana, toy ny fanao isan-taona > Alahady 16 ivon’ny Fankalazana ny faha-15 taona. […]

Volana Jona 2015 : fanateram-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana

Hotanterahina mandritra ny volana Jona 2015 ny fanateram-bokatry ny Sampana Lehilahy Kristiana (SLK). Ireto avy ireo hetsika hokarakaraina amin’izany : > Alahady 7, 14, 21 ary 28 Jona : vokatra isan-karazany izay amidy eo amin’ny tokontanim-piangonana > Alahady 21 Jona : maraina : Gâteau « Spécial Fête des Pères » izay amidy 7.000 Ar hariva : antsam-panahy […]