« Mandresy fijaliana ny vavolombelon’ny Tompo » Jeremia 38 : 9 – 16 / Lioka 21 : 12 – 19 / II Koritiana 1 : 3 – 7 Raha miresaka hoe fijaliana amin’ny fanarahana ny Tompo, dia ny Apostoly no niharan’izany mafy indrindra. Izany fiainana nosedrain’ny mpianatry ny Tompo izany koa no manjary iainan’ny olona […]
Catégorie : Fampianarana
TORITENY Alahady 18 Jona 2017
TORITENY Alahady 18 Jona 2017 « Vavolombelon’ny Fanahy Masina ny Tompo. » Zak. 4 : 1-7 / Mar. 12 : 35-37 / Efe. 1 : 7 -14 Tena efa programan’Andriamanitra hatramin’ny fahagolan-tany ny famonjena ahy sy ianao, ny fahafahantsika maheno sy mandray izao hafatra izao dia planin’Andriamanitra ho amin’ny lalan’ny famonjena satria fitiavana lalina ao […]
Fihofanan’ny biraon’ny sampana rehetra teto amin’ny efatrano
« Vontosy filazantsara ny nosy Madagasikara », io no baikompitolomana nomen’ny filohan’ny FJKM, ny pasitora Irako Ammi Andriamahazosoa.Ho fiomanana amin’ny izany, niara nanome fiofanana ho an’ny biraon’ny sampana rehetra ny mpitandrina efatra mirahalahy avy ao Amboniloha Jerosalema-ko, Ivandry Firaisana, Soavimasoandro Fihavaozana ary Ambohijatovo Fitiavana.Izany dia tontosa tao amin’ny FJKM Soavimasoandro Fihavaozana, ny alahady 29 janoary tolakandro.Ny Pasitora […]
Baiboly ampiasaina fa tsy finday
Mifantoha amin’ny fanompoam-pivavahana ! Na dia ao anatin’ny fandrosoana aza isika, iaraha manaiky kosa fa maro no tsy mifantoka amin’ny fanompoa-pivavahana fa variana mikirakira ireny fitaovana avo lenta ireny.Tsy mampandroso amin’ny fanatonana ny Tompo ny fampiasana azy ho an’ny maro. Mety ho manamora ny fiainana kokoa ny fampiasana ny finday ho solon’y baiboly. Saingy mora […]