Taon-jobily : fanokafana

  Ny Alahady 12 Janoary 2014 dia nosokafana tamin’ny fomba manetriketrika ny Fankalazana ny Jobily faha-150 taona. Ny Prezidà Synôdaly SPAA 10 (Synôdam-Paritany Antananarivo Andrefana), ny Mpitandrina RAHAINGONJANAHARY Rodolphe, no nanatanteraka izany niaraka tamin’ny fanokanana ny takela-bato fahatsiarovana sy ny « maquette » hitarafan’ny daholobe ny ho endriky ny fiangonana aorian’ny fanitarana ny rihana. Nisy […]