Fihofanan’ny biraon’ny sampana rehetra teto amin’ny efatrano

« Vontosy filazantsara ny nosy Madagasikara », io no baikompitolomana nomen’ny filohan’ny FJKM, ny pasitora Irako Ammi Andriamahazosoa.Ho fiomanana amin’ny izany, niara nanome fiofanana ho an’ny biraon’ny sampana rehetra ny mpitandrina efatra mirahalahy avy ao Amboniloha Jerosalema-ko, Ivandry Firaisana, Soavimasoandro Fihavaozana ary Ambohijatovo Fitiavana.Izany dia tontosa tao amin’ny FJKM Soavimasoandro Fihavaozana, ny alahady 29 janoary tolakandro.Ny Pasitora […]